|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 boky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ravin-taratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iray: Ny boky no ioharanom-pahalalana sy fahaizana ~ Manoratra boky ~ Manonta boky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a book [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 livre [1.8]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 3 amin' io teny io
Lahatsoratra  7Randzavola: boky ao amin' ny Baiboly
Sary 

Teny iditra (2/4)8 boky
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 votry, tranombitsika [Taimoro] [1.78]
Voambolana  11 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/4)12 boky
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Biby mampinono mpamono voalavo [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 boky boky [2.504]
Voambolana  16 Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  17boky boky
Kamban-teny rehetra  18boky boky

Teny iditra (4/4)19 boky
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Anaram-borona, sadakely [Tanosy] [1.78]
Voambolana  22 Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  23 biko, 24 boky, 25 kibo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08