|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bolangina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vaventy sady salama, dongadonga matavy: Tovolahy bolangina no hitan' ny masoko niditra ny varavarana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 plump, chubby, fat, sleek, well-conditioned. Used mostly of children. See dongadonga.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 balangony, 10 bolangany, bolangina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|