|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bolantany |
| Singan-teny | 2 bola, 3 tany |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[bolan-tany]
5 anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 sphère terrestre, globe terrestre
[1.13] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 8 fangi-bolantany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|