|
|
|
|

Teny iditra1  boletaka
Fototeny  2 letaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Kely sady iva, midina hifotetaka: Boletaka loatra itỳ latabatra itỳ ka tsy azo anoratana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 short, dwarfish. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tovy hevitra  8 boleta, boletaleta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19