|
|
|
|

Entry1  bolia manoro
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  bolia, manoro
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny fahita amin' ny angano, ilazana olona izay tsy misy zavatra tsy fantany
Synonyms  5  bolia maso

Updated on 2025/07/29