|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bomba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mitovy hevitra amin' ny omba
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 5 bomba |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja
[1.1] 8 jereo baomba [1.62] [baomba] 9 zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa [1.62] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 a shell, a bomb. [Eng. bomb]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 bombe [Fr. bombe]
[1.3] |
| Ohatra |
12 Ary izao, dia vao nasiany ny Farantsay indray Mahanoro, ka maro no bomba nameliny tao
[2.59]
|
| Voambolana | 13 Miaramila |
| Tsipelina hafa | 14 baomba, baombo |
| Fivaditsoratra | 15 bambo, bomba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|