|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bonara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mosavy: misy bonara
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 bonara |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 karazan-kazo fanao alokaloka sy aro-rivotra amin'ny voly kafe,
[Tanala]
[1.78] 7 Karazan-kazo an' ala maniry indrindra any amin' ny tanin' ny Sakalava izay mampiasa ny hodiny amin' ny fanaovana tombokavatsa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 A tree which supplies a remedy for syphilitic tumours. Albizia lebbeck, Bth.
9 The Sakalava use the bark in tatooing, and the scent of the flower is said to 10 produce malarial fever. [French bois noir] [1.2] 11 Albizia 12 Cassia [2.515] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 Bois-noir. Albizia lebbeck, Benth.
[1.3] 14 espèce d'arbre, bois noir. [Tankarana] [1.19] 15 (du français « bois noir ») Albizia lebbeck Benth. (Fabaceae). [Betsimisaraka, Sakalava, Tsimihety] [1.196] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tovy hevitra | 17 baonara |
| Mpanahaka | 18 albizia, 19 albizia, 20 cassia, 21 cassia |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny nalaina | 23 Soratra misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 24 Abrona, bonara, 25 robaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|