|
|
|
|

Teny iditra1  bongaina
Fototeny  2 bonga
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mibongabonga: be bonga, ahitana sombin-tany mivaingana betsaka: Hafahafa izany aty aminareo izany fa tany bongaina, tany mibongabonga aoka izany [1.1]

Fivaditsoratra  5 angabony, 6 bangoina, bongaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12