|
|
|
|

Teny iditra1  bontolo fo
Singan-teny  2 bontolo, 3 fo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tokanteny, izany hoe tsy mba mivadibadika amin' ny teny ataony fa rehefa izay dia izay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qui n’a qu’une parole, qui exécute ce qu'il dit, dont la volonté ne change pas [1.3#88]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12