|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bora
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3 feeble, weak [1.2#437]
Kamban-teny rehetra  4  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)5  bora
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny katsaka izay vao miantomboka miforona ny voany [Sakalava] [1.1]
Voambolana  8  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  9 baro, bora, 10 roba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09