|
|
|
|

Teny iditra1  borahy
Fototeny  2 boraka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana borahina [Fitanisana]
Ohatra  4  borahy amiko ny ao an-tsainao [1.1]
5  Aza manao kirobo an-damba fa borahy ho hitan' olona (azo ampifandraisaina amin' ilay manao hoe: Mivarotra omby anaty ambiaty. [2.436#]
Tsipelina hafa  6 aborahy, aboraho, boraho

Fivaditsoratra  borahy, 7 boriha, 8 habory, 9 rabohy, 10 rahibo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10