|
|
|
|

Entry (1/2)1  boriky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ampondra [1.1]
Examples  4  Tsy nihinana ny nofon' ny boriky ny Jiosy; [1.38]
5  kely izy noho ny soavaly ary lava orona tahaka ny boriky; [1.38]
All compound words  6  voa roa ohatra ny dakam-boriky
Vocabulary  7  Zoology: mammals
Proverbs  8  Proverbs containing that word
Article  9  Randzavola: boriky ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)10  boriky
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Olona donendrina, tsy mahalala na inona na inona fa bado velona: Ilay boriky vavy itỳ [1.1]

Anagrams  13 boriky, 14 kibiro, 15 kibory, 16 kiribo

Updated on 2025/10/08