|
|
|
|

Teny iditra1  boroahana
Fototeny  2 boroaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Loahana tanteraka hatrany ambadika; loahana an-daniny roa: Boroahy io hazo fisaka io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be pierced through [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on perce [1.3#90, 1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12