|
|
|
|

Teny iditra1  boroboaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan' akondro, manja somary mirirana ny hodiny, ary ny voany, lava vaventy, mamy maisamaisatra kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the name of a variety of banana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Variété de banane à cuire, Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits. [Merina] [1.196#I.238]
Ohatra  6  boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131]
Voambolana  7  Haizavamaniry: voankazo
Tovy hevitra  8 bibaka
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09