|
|
|
|

Teny iditra1  bosesehana
Fototeny  2 bosesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampidirana, anatsofohana zavatra betsaka: Nobosesehana ampombo ilay akoho nafahy ka natavy be aoka izany
5 Sesefana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be stuffed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on bourre [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17