|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bosoa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-javamaniry maivana izay anaovana tsentsin-tavoahangy ny hodiny, na ataon' ny olona amin' ny tadim-pintana koa hamantarana fa homana ny jono ny trondro fintaniny [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 liège [1.13] 5 (du fançais bouchon). Nom du liège et par extension des matières utilisées pour le remplacer. Plus particulièrement la racine spongieuse de Smithia chamaecrista Benth.(Fabaceae) et cet arbuste lui-même. Commun dans les régions marécageuses, lac Alaotra, etc. ; on s'en est servi à la place du liège pour la confection de casques coloniaux à l'époque où l'on portait ce couvre-chef réputé alors indispensable. [Merina, Sihanaka] [1.196] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13 |
|