|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 botetaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny toerana iva sy ambany
4 Ny olona mipetraka amin' ny tany 5 Ny olona midonanapoana tsy manao na inona na inona. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 22 botetaka |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 Se dit des plantes qui poussent en touffes largement étalées mais de faible hauteur.
[1.196] |
| Voambolana | 25 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|