|
|
|
|

Teny iditra1  botsake
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny olona malemy valahana ka mivalan-drano matetika [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4  Fahasalamana

Fivaditsoratra  5 boketsa, botsake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12