|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bove |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [frantsay bouvet] Hazo misy andahiny sy ambaviny ka afaka mifampiditra atao gorodona: Vita bove ny gorodon' ny trano fandraisam-bahininay
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 bouvet
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 12 bovey |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|