Entry | 1 brahmanisma |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [fr. brahmanisme] Antokom-pivavahana amin' ny mponina Indianina saiky eran' ny taniny manontolo, mivavaka amin' andriamanitra maro, fa ny telo lehibe dia Brahma, Vishnou ary Civa [1.1] |
Vocabulary | 4 Religion and Liturgy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |