|
|
|
|

Teny iditra1  brezilianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena tompon-tany amin' ny tany midadasik' i Brezila: Miteny portogay ny Brezilianina
4 momba an' i Brezila, an' i Brezila na avy any Brezila: Ny kafe no vokatra brezilianina malaza indrindra [1.1]
Voambolana  5  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  6  brezila, 7  brezila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02