|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Cd    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Singa mivaingana, faha-48 amin'ny
4 fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Cadmium. [3.1]
Voambolana  6  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  7  Fisokajiana miherina

Teny iditra (2/2)8  CD  ~  cd    
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 marika romana izay milaza ny isa efajato (400) [3.1]
Voambolana  11  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20