|
|
|
|

Teny iditra1  coria    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Dombeya coria  4 hafomana, 5 hafotra, 6 hafotradiavorona, 7 hafotrafamonofoza, 8 hafotrasomangana, 9 koria, 10 makoloda

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04