|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 da |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 renown, celebrity, success, happiness. See laka, zo
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 renommée, célébrité
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 5 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 6 da maro |
| Teny iditra (2/7) | 7 da |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 fela-tongotra
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 plante du pied
[Taisaka]
[1.82] |
| Voambolana | 11 Haiaina |
| Teny iditra (3/7) | 12 da |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 biby
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/7) | 15 da |
| Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 provincial for folo [Hindu (?) das, ten.]
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 18 Matematika: rafitrisa |
| Teny iditra (5/7) | 19 da |
| Sokajin-teny | 20 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 an expression of admiration
[Provincial]
22 an expression often used after the word mena, as mena da, very red. ka and ja are used in the same way [1.2] |
| Teny iditra (6/7) | 23 da |
| Sokajin-teny | 24 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 dia: Gaga dia gaga
[Taisaka]
26 sy [1.78] 27 raha [Bara] [1.78] 28 Dia [Tanosy] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 et, alors, ... c'est ... (explétif)
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (7/7) | 30 da~ |
| Sokajin-teny | 31 tovona [Fitanisana] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|