|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 dabadaba |
| Fototeny | 2 daba |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 izay atao raha manatsikobana rano, raha mitsobo-drano na milomano
5 ny fikotaban' ny rano eo am-pirobohana na eo am-pilomanosana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the sound made by stepping into or splashing into water
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Bruit que l'on fait en entrant dans l'eau; en l'agitant, en nageant
[1.3#93] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 15 Feo |
| Teny iditra (2/3) | 16 dabadaba |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 full, filled to the brim
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 19 dabadaba |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 clabaudage, balbutiement imbécile.
[Tankarana]
[1.19] |
| Fivaditsoratra | 22 badabada, dabadaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|