|
|
|
|

Teny iditra1  daba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Omby fotsy, na sada fotsy, akana ra hasotroin' ny bila ka tonga mova tsy ny fatidrany ka na maty aza, tsy ihinanany akory [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 boeuf voué, terme de tròmba. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  5 dabaraha

Fivaditsoratra  6 barada, dabarà

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12