|
|
|
|

Teny iditra1  dabilio
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Akalandava fipetrahana any an-tsekoly na amin' ny trano fivoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a school desk, form, or bench [1.2]
5 a workbench; a bench, a pew, a school bench [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Banc [1.3]
7 établi; banc [1.8]
Ohatra  8  Tao amin' ny efitra avaratra kosa, nisy ny fanaka vitsivitsy, farafara fatorianay telo mianaka sisa, latabatra iray ary dabilio anankiroa. [2.472]

Fivaditsoratra  9 abolidy, dabilio

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12