|
|
|
|

Teny iditra1  dabodabohana
Fototeny  2 dabodaboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4 to be beaten, to be thumped, to be cudgeled [1.2]
Ohatra  5  Aza atao fively amponga ny havana, ka ny am-baviny tambatambazana, toy ny manana anaka, ary ny an-dahiny dabodabohana ho afa-jaza. [2.69]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12