|
|
|
|

Teny iditra1  dabohana
Fototeny  2 daboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Velezina, kapohina, tontaina: Maditra loatra io zaza io ka aoka hodabohan-drainy any [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be beaten, to be struck forcibly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu'on bat, qu'on frappe [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 dabofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12