|
|
|
|

Teny iditra1  dactylon    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cynodon dactylon  4 arampandrotra, 5 arapandrotra, 6 fandrahana, 7 fandropalana, 8 fandrotrarana, 9 fandrotsana, 10 firifiry, 11 kidesy, 12 kidresy, 13 kindrese, 14 kindresy, 15 ladintrambo, 16 rampadrotsa, 17 rapandrotra, 18 vahitsitafitahady, 19 vandrahana, 20 volonaondry, 21 volotsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30