|
|
|
|

Entry (1/2)1  dadabe
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  dada, be
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fiantsoana ny rain' ny ray na ny rain' ny reny: Andeha ho aiza ianao, ry dadabe ?
Kakibe, fa azo ampiasaina koa hilazana tsotra ny rain' ny ray na ny rain' ny reny; raibe: Lasa any an-tsena i dadaben' i Soa
Teny fanajana ilazana lehilahy efa zokiolona tokony hanana zafikely
Explanations in English  9  [1.2] a grandfather
Examples  10  [2.270] Hodinihina izany, ry dadabe.
11  [2.472] Ny dadaben' I Dada, hono, no nanatrika ny toe-javatra.
12  [2.643] Hozakaiko fa anjara dadabeko, hoy aho, nisento moramora.
13  [2.117] dadabem-borompotsy izany ilay hitanay tary an-dohasaha tary.
Vocabulary  14  Relationships: family

Entry (2/2)15  Dadabé
Part of speech  16  name (book title) [Full list]
Elementary words  17  dadabe
Vocabulary  18  Literature: books
Author  19  Rakotoson Michèle
Publishings  20  Karthala. 1984. Pages: 116.

Anagrams  21  dadabe, Dadabé

Updated on 2025/08/10