|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dadafara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 teny iantsoana na ilazana ny faralahy amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: Andeha hitsena an' dadafara izahay fa ho tonga anio izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 an uncle, the younger brother of the father or mother
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 oncle, le frère cadet du père ou de la mère
[1.8] |
| Voambolana | 6 Fifandraisana: fianakaviana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|