| Entry | 1 dadanaivo |
| Part of speech | 2 noun |
| Elementary words | 3 dada, ivo |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao |
| Examples |
5 [2.356#] Tsaroana ho tena sarobidy ny nananana an-dry Dr Rabesandratana sy dadanaivo Ranaivoson G. |
| Vocabulary |
6 Relationships: family |
| Anagrams | 7 dadanaivo, voadadina |
| Updated on 2025/01/21 |
|