|
|
|
|

Entry1  daholobe
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  daholo, be
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitambaran' ny olona rehetra: Foto-kevi-pifandraisn' ny olona teto hatry ny ela fa tsy vaovao akory ny hoe: Ny tsirairay natao ho an' ny daholobe ary ny daholobe ho an' ny tsirairay, fototry ny fihavanana

Updated on 2025/06/18