|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 daingidaingy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilazana ny fandehan' ny zaza vao miana-mandeha ka mivembena toa mila hianjera. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 9jaingijaingy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|