|
|
|
|

Teny iditra1  dakana
Fototeny  2 daka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana ny daka: Nodakany indray mandeha monja ny baolina dia tafiditra tao anaty tsatokazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be kicked [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 A qui on donne un coup de pied; où l'on met une pièce de soutènement [1.3]
7 à qui on donne un coup de pied [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  dakana, 12 danaka, 13 kadanà, 14 Kanadà

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12