|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  dalo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Loaka amin' ny sisin' ny botry natao ho fandehanan' ny rano [Sakalava] [1.1]

Teny iditra (2/3)4  dalo
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 Fohy, zeny [1.1]

Teny iditra (3/3)7  dalo
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 mifandiso [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10 used of persons who have missed each other (Prov.) Comp. lalo. Same as the Hova Mifandiso. See diso [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  dalo, 11 dola, dôla, 12 Loda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27