|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dangoro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 vorompotsy: Dangoro midingiña tahalake ndre abo ka tsy lehibe (vorompotsy mitaingina valamparihy na avo aza tsy lehibe)
[Tanala]
[1.78] 4 vano [Bara] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a heron (Prov.) Ardea purpurea, L. see vano [Mal. lang]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 nom des hérons en général. § langòro.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 7 Haibiby: vorona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|