|
|
|
|

Teny iditra1  dangy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Maty eo no ho eo, maty tampotampoka, maty tsy tra-drano, mitsitra eo no ho eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 dead, lifeless; stopped, as water [1.2]
5 fallen down dead, laid out flat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qui tombe raide mort, qui reste sur le carreau:
7 Voan’ ny bala izy ka dangy terý (Il a été atteint par une balle et est tombé raide mort) [1.3#96]
8 étalé à plat, raide mort [1.8]
Mpanahaka  9  jihitra, 10  jingy
Kamban-teny rehetra  11 dangin' ny hehy

Fivaditsoratra  dangy, 12 dinga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17