|
|
|
|

Teny iditra1  dao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Feon-javatra miantonta amin-javatra, na feon-kapoka midoboka:
4 Miasa amin' olona tsy mifaditrovana: manao, dao; tsy manao, dao ! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Pouf, bruit sourd que fait un corps, en tombant [1.3]
6 explétif. § rè. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  10  Feo

Fivaditsoratra  11 ado, dao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17