|
|
|
|

Teny iditra1 daraboka
Fototeny  2daboka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahapotrahana na fianierana mafy [1.1]
5 fianjerana tsy misy mpanohantohana
firodanan'ny dongona iray izay mety ho ranomandry, vato, tendrombohitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 chute libre
avalanche [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  24 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  25 boradaka, 26 daraboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19