|
|
|
|

Teny iditra1  darohana
Fototeny  2 daroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kapohina, velezina, tontana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Qu'on bat, qu'on frappe: Aza darohana tahaka izany ny zaza kely (Ne frappez pas ainsi l'enfant) ~ Aza darohana mafy ny vary, fa mbola lena (Ne frappez pas trop fort en pilant le riz, parce qu'il n'est pas, encore assez sec) [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10 darofana

Fivaditsoratra  11 andaharo, 12 aran-doha, darohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12