|
|
|
|

Teny iditra1 datim-pisahalana
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 paikandro itovizan'ny elanelan'ny akoran-tsanda sy ny sanda omen'ny banky ny taratasim-bola roa samy hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 date d'équivalence [1.13]
Voambolana  5 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12