|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 debadeba |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fohifohy sady bebe tarehy ary somary lesoka:
4 Debadeba izay ny tarehin-dRamasabomanga [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 same as debodebo
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Peu élevé, large, ramassé, se dit des choses
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 7 Debadeba |
| Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 un des dieux invoqués par les Tsimihety.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 10 Finoana |
| Fivaditsoratra | 11 bedabeda, debadeba, Debadeba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|