|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 dedaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza olona te hiseho mahay na te hoderaina, na dia amin' ny zavatra tsy fantany na tsy hainy akory aza; kevoka; be hajejoana:
4 Dedaka erỳ ilay sakaiza nanao tsy an-kitana tamin' ny bisikileta [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the crackling of flames
6 boasting, bragging, exulting [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Agitation, mouvement des flammes
8 fig. fanfaron, vantard, qui a de l'ostentation [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 dedaka |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Gaga
[Tanosy]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|