|
|
|
|

Teny iditra1  dedeky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fimenomenona, menomenona: Dedeky ny marare ny aze fa sakoa aia ro hamoa lohataoña (Menimen'aretina ny azy fa aiza no hisy sakoa hamoa lohataona) [Betsileo] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 délire [Betsileo] [1.78]
Voambolana  5  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17