|
|
|
|

Teny iditra1  dehadeha
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandeha misababaka, misoka-pe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 same as daikadaika [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Démarche traînante en écartant les jambes, en oscillant comme les oies [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  10 deha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19