|
|
|
|

Teny iditra1  demôkraty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 olona mandala ny demôkrasia [1.62#227]
Fanazavàna teny anglisy  4 democrat [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 démocrate [3.1]
Ohatra  6  Raha izany no miseho, tsy misy demokraty hanohitra fifidianana, tsy hisy afaka handà ny didy avoakan' io fifidianana io. [4.27]
Voambolana  7  Pôlitika
Mpanahaka  8  demokrasia, 9  demokratika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02