|
|
|
|

Teny iditra1  deronderona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hadedahana misy fireharehana amin' ny teny lazaina mahatonga handoka tena sy hiedinedina foana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 perching up in any high and conspicuous position [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Forfanterie, fanfaronnade, paroles hautaines [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19