|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 diandiana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 the name of a bird. Nectarinia angladiana, Sh.
[Betsimisaraka]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 nom d'un petit oiseau.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 5 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (2/3) | 6 diandiana |
| Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 tsy maharitra
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 triste, qui excite la pitié, mal du pays
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (3/3) | 10 diandiana |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 manina
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 13 adinadina, 14 andidiana, 15 daindaina, diandiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|